Ity site ity dia natokana ho an'ny mpividy sy mpivarotra fiara eto antananarivo.
Ho anao izay manana fiara amidy dia manome toerana anao izahay.
Tsy misy vola aloha amin'izany.
Ho an'ny mpividy izay mitady kosa dia manoratra aty dia omena anao ny mombamomba ny mpivarotra na ny mpitady ny entana.
Izahay dia tsy mpanelanelana sady tsy maka tombony amin'ny vidin'ny fiara ; fa manome fotsiny ny laharana izay napetraky ny mpivarotra taminay.
Misaotra indrindra anareo.
Dia mahita izay irina.

Antsoy ny laharana : 033 80 219 77 - 034 01 559 77, manampy anao amin'ny fomba rehetra, ahafapo anao.

Alefaso eto ny mombomba ny entana sy ny finday ahazoana anao.


Nous sommes un groupe de personne qui vous transmettra les coordonnées que vous avez besoin pour les véhicules à vendre.
Nous vous invitons à nous transmettre le numéro de l'annonce pour que nous vous l'envoyons le plutôt possible.
Lieu : Tananarive.

Veuillez appeler les numéros : 033 80 219 77 - 034 01 559 77 ; nous mettons toute action afin de vous satisfaire

2017 :
 

Lisitr'ireo entana amin'ity herinandro faha-046 ity :


Liste des véhicules pour la SEMAINE 046 :

×